Izaho no Mofon'ny fiainana_Hira Katolika Malagasy
Hira Katolika Malagasy Hira Katolika Malagasy
7.6K subscribers
2,841 views
51

 Published On Aug 4, 2024

Welcome to our YouTube channel dedicated to Malagasy Catholic music! We are delighted to share with you an inspiring collection of religious songs from Madagascar. Our channel is here to offer you a connection to your spiritual heritage.

Bienvenue sur notre chaîne YouTube dédiée à la musique Catholique Malagasy ! Nous sommes ravis de partager avec vous une collection inspirante de chansons religieuses en provenance de Madagascar. Notre chaîne est là pour vous offrir un lien avec votre héritage spirituel.
#HiraKatolikaMalagasy #HiraKatolikaMalagasy #HiraKatolikaMalagasy

Izaho no Mofon'ny fiainana, hoy ny Tompo; )
'Zay manatona ahy tsy ho noana intsony, ) (indroa)
'Zay mino ahy tsy hangetaheta mandrakizay e. )

1 Lazaiko anareo fa izay mino ahy, hoy ny Tompo,
No manana ny fiainana tsy manam-piafarana.
Lazaiko anareo fa izay mino ahy no manana,
No manana ny fiainana tsy manam-piafarana.

2 Sakafo mahavelona tokoa 'zany Teniko, hoy ny Tompo
Anabavy sy rahalahiko 'zay mihinana azy. Sakafo...

3 Ny Nofo aman-dRako 'zay raisinareo, hoy ny Tompo,
No Vatsy sy Aina mampiray anareo. Ny Nofo...

4 Raha tonga ny andro farany, hatsangako ho velona, hoy ny Tompo,
Ireo mihinana ny Nofoko sy misotro ny Rako. Raha tonga...

show more

Share/Embed