Family Gathering KBRI Antananarivo 2023 ke Mantasoa, Madagaskar
KBRI Antananarivo TV KBRI Antananarivo TV
3.37K subscribers
284 views
13

 Published On Jan 3, 2024

KBRI Antananarivo, pada 29-30 Desember 2023, mengadakan kegiatan family gathering ke Mantasoa bersama Kuasa Usaha Tetap (KUTAP) KBRI Antananarivo, Bapak Benny Yan Pieter Siahaan dan seluruh staf KBRI Antananarivo beserta keluarga.

Kegiatan family gathering KBRI Antananarivo bertujuan untuk menjalin silaturahmi dan keakraban seluruh staf KBRI beserta keluarga.

----------------------------------

Ny Masoivohon’i Indonezia eto Antananarivo, ny 29-30 desambra 2023, dia nanao hetsika lanonam-pianakaviana tany Mantasoa niaraka tamin’ny Mpiandraiki-draharaha ny Masoivohon’i Indonezia eto Antananarivo, Andriamatoa Benny Yan Pieter Siahaan sy ireo mpiasan’ny Masoivoho rehetra ombambady amanjanaka.

Ny hetsika lanom-pianakaviana toy izao dia mikendry ny hametrahana fifamatoram-pihavanana sy fifankatiavana eo amin’ireo mpiasan'ny Masoivoho Indoneziana rehetra sy ny fianakaviany tsirairay avy.

show more

Share/Embed