Tantara Malagasy - SEDRA NAMANA (Tantaran'i Radio Don Bosco) Tantara Indray Miseho
SARY MIHETSIKA / Web TV SARY MIHETSIKA / Web TV
9.64K subscribers
6,902 views
114

 Published On Sep 17, 2024

SEDRA NAMANA

Tantaran'i Radio Don Bosco
Tantara Indray Miseho
Tantara Malagasy

Mianatra eny amin'ny Oniversite i Felana, manana aretina mitaiza azy ny reniny, sahirana ny fianakaviana anefa manao ezaka amin'ny fampianarana mba hampivoarana ny fiainan'ny fianakaviana. Fianakaviana iray no misy an'i Tony sy Lova, isan'ireo manana ary mahavita miantoka ny sara-pianarana. Mpiara-mianatra i Rojo sy Felana ary i Lova, mahay indrindra sy tia mianatra i Felana. Noraran'i Rojo tsy hifanerasera amin'i Felana i Lova, fantatr'ity farany tamin'ny resaka nifanaovan'izy ireo fa tsy finamanana tsotra no misy amin'i Rojo sy Felana fa fitiavan-tena.

Nitady hevitra tsy hanimbàna ny fifandraisana misy eo aminy sy Felana i Lova na norahonan'i Rojo. Tsikaritr'i Felana fa mihombo ny tsy fahasalaman'ny reniny. Nolazain'i Lova tamin'i Felana ny tetik'ady ratsy ao ambadiky ny fifandraisana lazain'i Rojo hoe tena fitiava-namana ; fiatsarambelatsihy taneraka. Nanazava ny toetry ny olona tena namana tamin'i Felana ny reniny. Ny ampitson'ny andro nitsingerenan'ny taona nahaterahan'i Felana no nahafatesan'ny reniny izay efa nolazon'ny aretim-po...

Mpanoratra : Kintana Manjompiaka

Mpilalao : Le Mec, Vanintsoa, Niravo, Laingo-Tsiky, Holy

Nandray feo : Tovo Razanamamonjy

Nanatontosa : Holisoa

#tantara
#sedranamana
#sarymihetsika

show more

Share/Embed