Published On Dec 23, 2022
#madagascar #samoela #mampirevy
Ecoutez & tΓ©lΓ©chargez Β« Mampirevy Β» de SamoΓ«la sur toutes les plateformes lΓ©gal.
iTUNES:
https://itunes.apple.com/us/album/mam...
SPOTIFY:
https://open.spotify.com/album/0BgoyB...
DEEZER:
https://www.deezer.com/fr/album/72879412
AMAZON MUSIC:
https://www.amazon.com/gp/product/B07...
GOOGLE PLAY:
https://play.google.com/store/music/a...
TIDAL:
www.tidal.com/album/94907940
ππ²π«π’π :
Dinta kely miraikitra anaty loha
Mikiky malefa ny ati-doha
Mahazaikazaika toa saribakoly
No itiavako anao re ry kala soly
Oh rahoviana vao hitako ianao
Ilay manano Β« danse Β»,
Na tratrako manao Β« thΓ©atre Β» hariva aminβny Β« Alliance Β»
Kizitina ery rehefa miasa maraina fa manao Β« stage Β»
Mipetraka lava ao anaty biraonβi Β« Bourdon Voyage Β»
Isanβandininy :
Matimatinβi Soly aho
Potipotikβi Soly
Taratara aminβi Soly aho
Revirevinβi Soly
Hantahanta sy ditra ary koa hakamoana
No maika nitiavako ana ore ry Kala-Soly
Fa toy ny sakay tao anatinβny rora
Nankafihiziko ihany na mamoaka mony
Oh rahoviana indray vao mba ho hitako ianao
Ilay mi-Β« Jean Β» manga sy Β« pull Β» fotsy aminβny tapany ambony
Ary volo tsy mba mety lava
Fa ho atolotro anao,
Tononkiranβi Elie RAJAONARISON
Sy ranomasina masirasira ao anaty balΓ΄nina
Fa nafoiko daholo ny zava-drehetra
Efa i Soly no mamiko toetra
Nafoiko daholo, ny hany fananako
I Soly ihany koa no ivavahako
Tonony sy Feony : SamoΓ«la RASOLOFONIAINA