Ny Fitahiana "The Blessing" ( Version Malagasy ) – Revival Messengers ( Elevation Worship )
Revival Messengers Revival Messengers
2.07K subscribers
49,850 views
668

 Published On Jun 23, 2023

Hitahy anao Izy
Hiaro anao
Hampamiratra ny Tavany
Hamindra fo aminao
Ny Tompo hitodika
Ho eo aminao
Hanome fiadanana

Amenn , Amenn

Fahasoavany , ho eo aminao
Ny taranakao, mifandimby
Ny ankohonanao sy ny zanakao
Ary ny zanany sy ny zanany
Fanatrehany hialoha lalana
Ao Ariana, eo anilanao
Manodidinao , ao aminao
Miaraka aminao, eo aminao
Na maraina , na hariva
Na hiditra , na hivoaka
Fahoriana , fifaliana

Homba anao Izy , Homba anao izy ( x6 )

Amen Amen



Retrouvez nous sur :
Facebook :   / revivalmessengers  
Instagram : https://instagram.com/revival_messeng...
TikTok : https://www.tiktok.com/@revival_messe...

show more

Share/Embed