"Olon'afaka" Antsan'ny Lanitra Fanantenana & Trompetra Fanantenana & KT Ambatovinaky
Heritiana Andrianilana Heritiana Andrianilana
887 subscribers
4,090 views
20

 Published On Jun 4, 2018

Olon’afaka izahay ry Jesosy Tomponay
Fa resinao ny fahavalonay
Ireo satana lozabe izay
nangeja hatrizay
Ry Tompo ô! Ndreo fa resinao

Faly, ravo ‘zany foko
Fa nisinda ny toloko
Fahoriana sesehena
Nosoloinao famonjena
Fikasako anie ry Tompo
Ny androko rehetra...

show more

Share/Embed